Andeha isika hiara-hiady amin’ny kolikoly !
Transparency International – Initiative Madagascar (TI-IM) dia Fikambanana Malagasy tsy miankina amin’ny fanjakana, niorina tamin’ny taona 2000, miasa ho an’ny fampiroboroboana ireo fitsipika tokony arahina sy mendrika ary mangarahara eo anivon’ny olom-pirenena eo amin’ny fiarahamonina. Solotenan’ny vondrona iraisam-pirenena Transparency International ny TI-IM, izay fikambanana lehibe indrindra miady amin’ny kolikoly avy amin’ny fiarahamonim-pirenena.

CITÉ PLANTON Lot II U 86 (rez-de-chaussée)
- Antananarivo 101
(+261) 34 96 418 79